Monday, December 22, 2008

Electrocardiogram (ECG, EKG) library

Thumbnail via WebSnapr: http://www.ecglibrary.com/norm.html

Iza indray no milaza fa tsy mahay mamaky ECG ? (ireo mpianatra ho dokotera sy ireo dokotera amperinasa no lazaiko etoana).

Manomboka izao nareo dia tsy manana excuse fa dia io. Io iarahamahita io ny fianarana ECG, ahitanao ireo tracés rehetra arakaraky ny pathologie mitranga. Misy exemples na tracés maromaro ao, ary arahana fanazavana misimisy.

Tsy ho cardiologue enao aloha fa mba au moins hitanao irika ny zavatra tsy normal @ ireny tracés ireny.

Dia mazotoa avy ary

 

Dr N.RHEVI

Electrocardiogram (ECG, EKG) library

0 Comments:

Post a Comment

<< Home