Medecine- Cours en ligne
Efa nalefako t@ post teo aloha ireo toerana mety ahitana cours sy plances d’anatomie ho an’ny mpianatra medicine na ireo mpitsabo amperinasa te hanao formation continue.
Ireto manaraka ireto indray ny compilation na cours medecine hita @ reseau n’ny universite frantsay. Ny somary manahirana dia matetika tsy accessible ireo site ireo indraindray, (matetika angamba) asa na tsy mbola matotra tsara ny fampiasana informatique @ sehatry ny fampianarana ao lafrantsa ao, fa dia ankafizo eo izay mba azo jerena.
Dr N.RHEVI
Fitsangatsangana gratos maimaimpoana Paris, Lille, etc…..
Iza no efa tany Frantsa na Japon na USA? Ka mahafantatra ireto toerana ireto: Trocadero, champs elysées, gare de lille…sns.
Manomboka izao izay tsy mbola nahita ireo toerana ireo dia afaka mitsangatsangana any amin’ireo toerana ireo tsy mandoa frais d’avion tsy mila manofa hotely fa dia click de tonga.
Google streetview no mitondra anao mitsangatsangana @ ireo toerana ireo. Ireto sombitsombiny omeko anareo izay mba te hitsidika.
Gare de lille
Trocadero Paris
Champs elysées
![image[15] image[15]](http://lh6.ggpht.com/_kXfzNkKxfAA/SVIoEoatmRI/AAAAAAAAHN8/bXJoQ_lY81o/image%5B15%5D%5B3%5D.png?imgmax=800)
Mbola tsy ho atsy ho atsy aloha ny eny anosy sy kianjan’ny 13 mey, fa raha ny an’i frantsa manokana dia azonareo jerena eto ireo toerana efa ahitana streetview.
na koa ato

N.RHEVI
Afaka manoratra code bar mampiasa ity logiciel ity: Barcode Writer in Pure PostScript
Efa elaela ihany izay nitadiavako logiciel gratos ahafahana mi-imprimer code barre izay, ka inty eto hita. Kamo manko ny tena hoe hanoratra logiciel hiprint code barre. Misy ihany ny vahaolana toy ny fampiasana barcode font , izay matetika amidin-ndry zalahy. Ao ihany koa ny fampiasana logiciel specifique izay tsy maintsy mila imprimante specifique ihany koa.
Fa ity eto ity toa azo multiplatforme no koa open source. Jereo ato @ google code ny source-ny http://postscriptbarcode.googlecode.com/svn/
Ireto koa aza efa misy logiciel afaka mampiasa azy avy hatrany. Koa dia mirary anareo hahita ny mahasoa.
Scribus for Linux and Windows users.
KBarcode is for Linux and KDE 3.
pst-barcode for the LaTeX document publishing system.
Ruby Ghostscript Barcode for PDF document generation.
Web-based generator
Mandrapanoratra
N.RHEVI
Barcode Writer in Pure PostScript
Electrocardiogram (ECG, EKG) library

Iza indray no milaza fa tsy mahay mamaky ECG ? (ireo mpianatra ho dokotera sy ireo dokotera amperinasa no lazaiko etoana).
Manomboka izao nareo dia tsy manana excuse fa dia io. Io iarahamahita io ny fianarana ECG, ahitanao ireo tracés rehetra arakaraky ny pathologie mitranga. Misy exemples na tracés maromaro ao, ary arahana fanazavana misimisy.
Tsy ho cardiologue enao aloha fa mba au moins hitanao irika ny zavatra tsy normal @ ireny tracés ireny.
Dia mazotoa avy ary
Dr N.RHEVI
Electrocardiogram (ECG, EKG) library
Anatomies en ligne
Rehefa reraka nitady pages na anatomies aho de ireto ihany no hitako fa tsy fantatro ianareo raha mahita hafa noho ireto.
Ny olana dia vitsy dia vitsy ny pages na anatomie @ teny frantsay. Ireo amin'ny teny anglisy aza dia somary site commercial no betsaka ka matetika izy ireny andoavambola.
Amik ony anatomie dia @ fahitana mivantana no ianarana azy fa tsy atao tsianjery hoatrany nianaranay azy tany @ FAC. Ka rehefa mahita dia mahazo tsara an'ilay izy. Ahoana moa no ahafahanao mi-imaginer fotsiny ny any anatin'ny taovan'olombelona any tsy misy sary fa dia description mamapiasa teny sy fehezanteny fotsiny. Tena tsy rariny e.
Ka ireto zany mba support hitako sur le net, ary ialana tsiny fa @ teny anglisy no betsaka
Dia mankafiza daholo
N.RHEVI
Druglib.com - Drug Information, Research, Clinical Trials, News
You can find all the drugs actually in pharmacy
Druglib.com - Drug Information, Research, Clinical Trials, News